Sendra teo amin'ny lalantsara aho, ka nahita lehilahy nizara raozy mena, nomeny raozy ny namako, rehefa nahita ny namako aho dia faly ary niteny taminy hoe: "Izaho no nanome an'io lehilahy io mba hozaraina. aminao.” Rehefa afaka izany, dia nandeha izaho sy ilay namako, dia niditra tao an-tranony izy ary izaho kosa niditra tao an-tranoko